plt_tn/mat/24/09.md

464 B

ho atolotr'izy ireo ho amin'ny fahoriana ianareo ary ho vonoiny

"hanolotra anareo ho any amin'ny manam-pahefana izay hampijaly sy hamono anareo ny olona"

Ho halan'ny firenena rehetra ianareo

Eto ny "firenena" dia ilazana ireo olona ao amin'ny firenena. Azo atao hoe DH: "Hankahala anareo ny olona avy amin'ny firenena rehetra"

nohon'ny anarako

Eto ny "anarana" dia ilazana ny ilay olona manontolo. DH: "satria mino Ahy ianareo"

hitsangana

"ho avy"