plt_tn/mat/21/20.md

24 lines
767 B
Markdown

# Ahoana no nahamaina avy hatrany ity aviavy ity?
Mampiasa fanontaniana ireo mpianatra mba hanehoana ny fahagagan'izy ireo. DH: "Talanjona izahay hoe maina poa tahaka izay"
# Lazaiko marina aminareo
"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.
# raha manam-pinoana sy tsy misy fisalasalana ianareo
Manindry ireo fa tsy maintsy goavana izany finoana izany. DH: "raha mino marina"
# nahamaina
"maina ary maty"
# a na dia hiteny amin'ity tendrombohitra ity aza hoe: 'miongota ary mianjerà any an-dranomasina',
Azonao adika io hoe DH: "ho afaka ny hiteny amin'io tendrombohitra io mba hiongotra sy hampianjera ny tenany any amin'ny ranomasina aza ianareo"
# ho atao izany
Azo adika io hoe DH: "hitranga izany"