# Ahoana no nahamaina avy hatrany ity aviavy ity? Mampiasa fanontaniana ireo mpianatra mba hanehoana ny fahagagan'izy ireo. DH: "Talanjona izahay hoe maina poa tahaka izay" # Lazaiko marina aminareo "Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io. # raha manam-pinoana sy tsy misy fisalasalana ianareo Manindry ireo fa tsy maintsy goavana izany finoana izany. DH: "raha mino marina" # nahamaina "maina ary maty" # a na dia hiteny amin'ity tendrombohitra ity aza hoe: 'miongota ary mianjerà any an-dranomasina', Azonao adika io hoe DH: "ho afaka ny hiteny amin'io tendrombohitra io mba hiongotra sy hampianjera ny tenany any amin'ny ranomasina aza ianareo" # ho atao izany Azo adika io hoe DH: "hitranga izany"