plt_tn/mat/21/20.md

767 B

Ahoana no nahamaina avy hatrany ity aviavy ity?

Mampiasa fanontaniana ireo mpianatra mba hanehoana ny fahagagan'izy ireo. DH: "Talanjona izahay hoe maina poa tahaka izay"

Lazaiko marina aminareo

"Milaza ny marina aminareo Aho." Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io fehezanteny io.

raha manam-pinoana sy tsy misy fisalasalana ianareo

Manindry ireo fa tsy maintsy goavana izany finoana izany. DH: "raha mino marina"

nahamaina

"maina ary maty"

a na dia hiteny amin'ity tendrombohitra ity aza hoe: 'miongota ary mianjerà any an-dranomasina',

Azonao adika io hoe DH: "ho afaka ny hiteny amin'io tendrombohitra io mba hiongotra sy hampianjera ny tenany any amin'ny ranomasina aza ianareo"

ho atao izany

Azo adika io hoe DH: "hitranga izany"