plt_tn/mat/20/08.md

16 lines
398 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy milaza fanoharana i Jesosy.
# manomboka avy any amin'ny farany mankany amin'ny voalohany
Azonao atao mazava kokoa ny hevitra izay efa voaray eto. DH: "atombohy amin'ireo mpiasa nalaiko farany, avy eo dia omeo karama ireo mpiasa nalaiko voalohany"
# izay nalaina
Azo atao hoe DH: "izy nokaramain'ilay tompon-tany"
# denaria iray
"karama iray andro"