plt_tn/mat/20/08.md

398 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy milaza fanoharana i Jesosy.

manomboka avy any amin'ny farany mankany amin'ny voalohany

Azonao atao mazava kokoa ny hevitra izay efa voaray eto. DH: "atombohy amin'ireo mpiasa nalaiko farany, avy eo dia omeo karama ireo mpiasa nalaiko voalohany"

izay nalaina

Azo atao hoe DH: "izy nokaramain'ilay tompon-tany"

denaria iray

"karama iray andro"