# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy milaza fanoharana i Jesosy. # manomboka avy any amin'ny farany mankany amin'ny voalohany Azonao atao mazava kokoa ny hevitra izay efa voaray eto. DH: "atombohy amin'ireo mpiasa nalaiko farany, avy eo dia omeo karama ireo mpiasa nalaiko voalohany" # izay nalaina Azo atao hoe DH: "izy nokaramain'ilay tompon-tany" # denaria iray "karama iray andro"