plt_tn/mat/18/34.md

40 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Mamarana ny fanoharana momba ny famelana sy fihavanana i Jesosy.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity no faran'ny fizaran-tantara izay nanomboka tao amin'ny 18:1, izay nampianaran'i Jesosy momba ny fiainana ao amin'ny fanjakan'ny lanitra.
# ny tompony
"ny mpanjaka"
# nitondra azy tany amin'ireo
"nanolotra azy." Tsy ilay mpanjaka no nitondra ilay mpanompo tany amin'ny mpampijaly. DH: "nandidy ireo mpanompony mba hitondra azy"
# tany amin'ireo mpampijaly
"ireo izay hampijaly azy"
# izay rehetra notrosainy
Azo atao hoe DH: "izay nananan'ilay mpanjaka tamin'ilay mpanompo voalohany"
# ny Raiko any an-danitra
Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra izay mamaritra ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy io.
# aminareo ... aminareo
Miresaka amin'ireo mpianany i Jesosy, saingy mampianatra fahamarianana amin'ny ankapobeny izay mihatra amin'ny mpino rehetra io fanoharana io.
# ny rahalahiny
"ny rahalahinao"
# amin'ny fony
Fomba fiteny io. DH: "marina" na "tanteraka"