# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Mamarana ny fanoharana momba ny famelana sy fihavanana i Jesosy. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ity no faran'ny fizaran-tantara izay nanomboka tao amin'ny 18:1, izay nampianaran'i Jesosy momba ny fiainana ao amin'ny fanjakan'ny lanitra. # ny tompony "ny mpanjaka" # nitondra azy tany amin'ireo "nanolotra azy." Tsy ilay mpanjaka no nitondra ilay mpanompo tany amin'ny mpampijaly. DH: "nandidy ireo mpanompony mba hitondra azy" # tany amin'ireo mpampijaly "ireo izay hampijaly azy" # izay rehetra notrosainy Azo atao hoe DH: "izay nananan'ilay mpanjaka tamin'ilay mpanompo voalohany" # ny Raiko any an-danitra Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra izay mamaritra ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy io. # aminareo ... aminareo Miresaka amin'ireo mpianany i Jesosy, saingy mampianatra fahamarianana amin'ny ankapobeny izay mihatra amin'ny mpino rehetra io fanoharana io. # ny rahalahiny "ny rahalahinao" # amin'ny fony Fomba fiteny io. DH: "marina" na "tanteraka"