plt_tn/mat/18/34.md

1.0 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mamarana ny fanoharana momba ny famelana sy fihavanana i Jesosy.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity no faran'ny fizaran-tantara izay nanomboka tao amin'ny 18:1, izay nampianaran'i Jesosy momba ny fiainana ao amin'ny fanjakan'ny lanitra.

ny tompony

"ny mpanjaka"

nitondra azy tany amin'ireo

"nanolotra azy." Tsy ilay mpanjaka no nitondra ilay mpanompo tany amin'ny mpampijaly. DH: "nandidy ireo mpanompony mba hitondra azy"

tany amin'ireo mpampijaly

"ireo izay hampijaly azy"

izay rehetra notrosainy

Azo atao hoe DH: "izay nananan'ilay mpanjaka tamin'ilay mpanompo voalohany"

ny Raiko any an-danitra

Fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra izay mamaritra ny fifandraisana misy eo amin'Andriamanitra sy Jesosy io.

aminareo ... aminareo

Miresaka amin'ireo mpianany i Jesosy, saingy mampianatra fahamarianana amin'ny ankapobeny izay mihatra amin'ny mpino rehetra io fanoharana io.

ny rahalahiny

"ny rahalahinao"

amin'ny fony

Fomba fiteny io. DH: "marina" na "tanteraka"