plt_tn/mat/17/22.md

24 lines
624 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Eto dia miova kely vetivety ny tantara, ary milaza mialoha ny fahafatesany sy ny fitsanganany amin'ny maty fanindroany i Jesosy.
# nitoetra ... izy ireo
"nitoetra ... i Jesosy sy ireo mpianany"
# Ny Zanak'Olona dia hatolotra
Azo atao hoe DH: "Hisy olona hanolotra ny Zanak'Olona"
# Ny Zanak'Olona ... Azy ... Izy
Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.
# eo an-tanan'ny olona
Eto ny "tanana" dia maneho fahefana na fifehezana. DH: "eo ambanin'ny fahefan'ny olona" na "eo amin'ny olona"
# hatsangana Izy
Azo atao hoe DH: "Hatsangan'Andriamanitra Izy" na "ho velona indray Izy"