plt_tn/mat/17/22.md

624 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Eto dia miova kely vetivety ny tantara, ary milaza mialoha ny fahafatesany sy ny fitsanganany amin'ny maty fanindroany i Jesosy.

nitoetra ... izy ireo

"nitoetra ... i Jesosy sy ireo mpianany"

Ny Zanak'Olona dia hatolotra

Azo atao hoe DH: "Hisy olona hanolotra ny Zanak'Olona"

Ny Zanak'Olona ... Azy ... Izy

Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy.

eo an-tanan'ny olona

Eto ny "tanana" dia maneho fahefana na fifehezana. DH: "eo ambanin'ny fahefan'ny olona" na "eo amin'ny olona"

hatsangana Izy

Azo atao hoe DH: "Hatsangan'Andriamanitra Izy" na "ho velona indray Izy"