# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Eto dia miova kely vetivety ny tantara, ary milaza mialoha ny fahafatesany sy ny fitsanganany amin'ny maty fanindroany i Jesosy. # nitoetra ... izy ireo "nitoetra ... i Jesosy sy ireo mpianany" # Ny Zanak'Olona dia hatolotra Azo atao hoe DH: "Hisy olona hanolotra ny Zanak'Olona" # Ny Zanak'Olona ... Azy ... Izy Milaza ny amin'ny tenany ihany i Jesosy. # eo an-tanan'ny olona Eto ny "tanana" dia maneho fahefana na fifehezana. DH: "eo ambanin'ny fahefan'ny olona" na "eo amin'ny olona" # hatsangana Izy Azo atao hoe DH: "Hatsangan'Andriamanitra Izy" na "ho velona indray Izy"