plt_tn/mat/14/13.md

1.1 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Ireo andininy ireo dia mamaritra ny fihetsik'i Jesosy raha nandre fa novonoin'i Heroda i Jaona Mpanao Batisa.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ireo andininy ireo dia manome fampahafantarana fototra momba ireo fahagagana izay ho ataon'i Jesosy amin'ny alalan'ny famokisana olona dimy arivo.

Ary

Ampisaina io teny io eto mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia milaza fizaran-tantara vaovao.

nandre izany

"nandre ny amin'izay nanjoa an'i Jaona" na "nandre ny vaovao momba an'i Jaona"

niala avy teo

"niala Izy" na "niala lavitra an'ireo vahoaka Izy." Misy hevitra ambadika izany fa niaraka taminy ireo mpianatr'i Jesosy. DH: "Niala i Jesosy sy ireo mpianany"

avy teo

"teo amin'izany toerana izany"

Rehefa nandre izany ireo vahoaka

"Rehefa ren'ny vahoaka hoe nankaiza i Jesosy" na "Rehefa ren'ny vahoaka fa nandeha i Jesosy"

ireo vahoaka

"ireo vondron'olona maro" na "ireo olona"

Avy eo Jesosy nankeo anoloan'izy ireo ary nahita ireo vahoaka maro be

"Rehefa tonga tonga teny an-tanety i Jesosy, dia nahita vahoaka be Izy"