plt_tn/mat/14/13.md

36 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ireo andininy ireo dia mamaritra ny fihetsik'i Jesosy raha nandre fa novonoin'i Heroda i Jaona Mpanao Batisa.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireo andininy ireo dia manome fampahafantarana fototra momba ireo fahagagana izay ho ataon'i Jesosy amin'ny alalan'ny famokisana olona dimy arivo.
# Ary
Ampisaina io teny io eto mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia milaza fizaran-tantara vaovao.
# nandre izany
"nandre ny amin'izay nanjoa an'i Jaona" na "nandre ny vaovao momba an'i Jaona"
# niala avy teo
"niala Izy" na "niala lavitra an'ireo vahoaka Izy." Misy hevitra ambadika izany fa niaraka taminy ireo mpianatr'i Jesosy. DH: "Niala i Jesosy sy ireo mpianany"
# avy teo
"teo amin'izany toerana izany"
# Rehefa nandre izany ireo vahoaka
"Rehefa ren'ny vahoaka hoe nankaiza i Jesosy" na "Rehefa ren'ny vahoaka fa nandeha i Jesosy"
# ireo vahoaka
"ireo vondron'olona maro" na "ireo olona"
# Avy eo Jesosy nankeo anoloan'izy ireo ary nahita ireo vahoaka maro be
"Rehefa tonga tonga teny an-tanety i Jesosy, dia nahita vahoaka be Izy"