# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Ireo andininy ireo dia mamaritra ny fihetsik'i Jesosy raha nandre fa novonoin'i Heroda i Jaona Mpanao Batisa. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ireo andininy ireo dia manome fampahafantarana fototra momba ireo fahagagana izay ho ataon'i Jesosy amin'ny alalan'ny famokisana olona dimy arivo. # Ary Ampisaina io teny io eto mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fizotry ny tantara. Eto i Matio dia milaza fizaran-tantara vaovao. # nandre izany "nandre ny amin'izay nanjoa an'i Jaona" na "nandre ny vaovao momba an'i Jaona" # niala avy teo "niala Izy" na "niala lavitra an'ireo vahoaka Izy." Misy hevitra ambadika izany fa niaraka taminy ireo mpianatr'i Jesosy. DH: "Niala i Jesosy sy ireo mpianany" # avy teo "teo amin'izany toerana izany" # Rehefa nandre izany ireo vahoaka "Rehefa ren'ny vahoaka hoe nankaiza i Jesosy" na "Rehefa ren'ny vahoaka fa nandeha i Jesosy" # ireo vahoaka "ireo vondron'olona maro" na "ireo olona" # Avy eo Jesosy nankeo anoloan'izy ireo ary nahita ireo vahoaka maro be "Rehefa tonga tonga teny an-tanety i Jesosy, dia nahita vahoaka be Izy"