plt_tn/luk/24/48.md

751 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jesosy manohy miresaka amin'ireo mpianatra

Ianareo no vavolombelona

''Ianareo no hilaza amin'ireo hafa fa izay itanareo momba Ahy dia marina.'' Ireo mpianatra dia nanara-maso ny fiainana, fahafatesana ary fitsanganan'i Jesosy, ary afaka hamaritra izay nataony tamin'ireo olona hafa.

halefako aminareo izay nampanantenain'ny Raiko

''Homeko anareo izay nampanantenain'ny Raiko omena anareo.'' Andriamanitra nampanantena ny hanome ny Fanahy Masina.

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.

mandra-pitafianareo ny hery

Ny herin'Andriamanitra dia handrakotra azy ireo toy ny handrakofan'ny ankanjo ny olona. DH: ''mandra-pandraisanareo ny hery''

avy any ambony

''avy amin'Andriamanitra''