# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy manohy miresaka amin'ireo mpianatra # Ianareo no vavolombelona ''Ianareo no hilaza amin'ireo hafa fa izay itanareo momba Ahy dia marina.'' Ireo mpianatra dia nanara-maso ny fiainana, fahafatesana ary fitsanganan'i Jesosy, ary afaka hamaritra izay nataony tamin'ireo olona hafa. # halefako aminareo izay nampanantenain'ny Raiko ''Homeko anareo izay nampanantenain'ny Raiko omena anareo.'' Andriamanitra nampanantena ny hanome ny Fanahy Masina. # Ray Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra. # mandra-pitafianareo ny hery Ny herin'Andriamanitra dia handrakotra azy ireo toy ny handrakofan'ny ankanjo ny olona. DH: ''mandra-pandraisanareo ny hery'' # avy any ambony ''avy amin'Andriamanitra''