plt_tn/luk/24/48.md

24 lines
751 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jesosy manohy miresaka amin'ireo mpianatra
# Ianareo no vavolombelona
''Ianareo no hilaza amin'ireo hafa fa izay itanareo momba Ahy dia marina.'' Ireo mpianatra dia nanara-maso ny fiainana, fahafatesana ary fitsanganan'i Jesosy, ary afaka hamaritra izay nataony tamin'ireo olona hafa.
# halefako aminareo izay nampanantenain'ny Raiko
''Homeko anareo izay nampanantenain'ny Raiko omena anareo.'' Andriamanitra nampanantena ny hanome ny Fanahy Masina.
# Ray
Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.
# mandra-pitafianareo ny hery
Ny herin'Andriamanitra dia handrakotra azy ireo toy ny handrakofan'ny ankanjo ny olona. DH: ''mandra-pandraisanareo ny hery''
# avy any ambony
''avy amin'Andriamanitra''