plt_tn/luk/24/41.md

336 B

Mbola tsy nino izany izy ireo nohon'ny hafaliana

''feno hafaliana izy ireo, fa mbola tsy afaka nino fa tena marina izany''

nohaniny teo anoloan'izy ireo

Jesosy nanao izao hanaporofoana fa nanana vatana Izy. Ny fanahy dia tsy afaka mihinana sakafo.

teo anoloan'izy ireo

''teo anatrehan'izy ireo'' na '''raha nijery izy ireo''