# Mbola tsy nino izany izy ireo nohon'ny hafaliana ''feno hafaliana izy ireo, fa mbola tsy afaka nino fa tena marina izany'' # nohaniny teo anoloan'izy ireo Jesosy nanao izao hanaporofoana fa nanana vatana Izy. Ny fanahy dia tsy afaka mihinana sakafo. # teo anoloan'izy ireo ''teo anatrehan'izy ireo'' na '''raha nijery izy ireo''