plt_tn/luk/24/41.md

12 lines
336 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mbola tsy nino izany izy ireo nohon'ny hafaliana
''feno hafaliana izy ireo, fa mbola tsy afaka nino fa tena marina izany''
# nohaniny teo anoloan'izy ireo
Jesosy nanao izao hanaporofoana fa nanana vatana Izy. Ny fanahy dia tsy afaka mihinana sakafo.
# teo anoloan'izy ireo
''teo anatrehan'izy ireo'' na '''raha nijery izy ireo''