plt_tn/luk/24/28.md

529 B

naneho fihetsika toy ny hoe handeha lavidavitra Jesosy

Ireo lehilahy anankiroa dia nahazo avy tamin'io fihetsika io fa handeha any an-toeran-kafa Izy.

nanery Azy izy ireo

''Namporisika mafy Azy izy ireo.'' Nandany fotoana sy ezaka maromaro izy ireo nandresen-dahatra Azy.

fa efa ho hariva izao ary efa hifarana ny andro

Ny andron'ny Jiosy dia mifarana amin'ny filentehan'ny masoandro.

Niditra Jesosy

''Niditra ilay trano Jesosy''

mba hijanona niaraka tamin'izy ireo

''hijanona miaraka amin'ire mpianatra roa''