plt_tn/luk/24/28.md

20 lines
529 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# naneho fihetsika toy ny hoe handeha lavidavitra Jesosy
Ireo lehilahy anankiroa dia nahazo avy tamin'io fihetsika io fa handeha any an-toeran-kafa Izy.
# nanery Azy izy ireo
''Namporisika mafy Azy izy ireo.'' Nandany fotoana sy ezaka maromaro izy ireo nandresen-dahatra Azy.
# fa efa ho hariva izao ary efa hifarana ny andro
Ny andron'ny Jiosy dia mifarana amin'ny filentehan'ny masoandro.
# Niditra Jesosy
''Niditra ilay trano Jesosy''
# mba hijanona niaraka tamin'izy ireo
''hijanona miaraka amin'ire mpianatra roa''