# naneho fihetsika toy ny hoe handeha lavidavitra Jesosy Ireo lehilahy anankiroa dia nahazo avy tamin'io fihetsika io fa handeha any an-toeran-kafa Izy. # nanery Azy izy ireo ''Namporisika mafy Azy izy ireo.'' Nandany fotoana sy ezaka maromaro izy ireo nandresen-dahatra Azy. # fa efa ho hariva izao ary efa hifarana ny andro Ny andron'ny Jiosy dia mifarana amin'ny filentehan'ny masoandro. # Niditra Jesosy ''Niditra ilay trano Jesosy'' # mba hijanona niaraka tamin'izy ireo ''hijanona miaraka amin'ire mpianatra roa''