plt_tn/luk/24/22.md

24 lines
433 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Tapitra ny famalian'ireo lehilahy roa an'i Jesosy.
# Nefa koa
Ity dia mampiditra antony hafa amin'ny tsy nahazoan'ireo lehilahy izay nitranga momban'i Jesosy.
# tamin'ny namanay
''tao amin'ny vondronay''
# izay tany amin'ny fasana
Ireo vehivavy ihany no tany amin'ny fasana.
# fahitana anjely
''anjely tao amin'ny fahitana''
# tsy nahita Azy izy ireo
''tsy nahita an'i Jesosy izy ireo''