plt_tn/luk/24/22.md

433 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Tapitra ny famalian'ireo lehilahy roa an'i Jesosy.

Nefa koa

Ity dia mampiditra antony hafa amin'ny tsy nahazoan'ireo lehilahy izay nitranga momban'i Jesosy.

tamin'ny namanay

''tao amin'ny vondronay''

izay tany amin'ny fasana

Ireo vehivavy ihany no tany amin'ny fasana.

fahitana anjely

''anjely tao amin'ny fahitana''

tsy nahita Azy izy ireo

''tsy nahita an'i Jesosy izy ireo''