# Fampifandraisana ny foto-kevitra Tapitra ny famalian'ireo lehilahy roa an'i Jesosy. # Nefa koa Ity dia mampiditra antony hafa amin'ny tsy nahazoan'ireo lehilahy izay nitranga momban'i Jesosy. # tamin'ny namanay ''tao amin'ny vondronay'' # izay tany amin'ny fasana Ireo vehivavy ihany no tany amin'ny fasana. # fahitana anjely ''anjely tao amin'ny fahitana'' # tsy nahita Azy izy ireo ''tsy nahita an'i Jesosy izy ireo''