plt_tn/luk/24/21.md

16 lines
520 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ireo lehilahy roa dia manohy mamaly an'i Jesosy.
# no ilay hanafaka an'Israely
Ireo Romana dia nanapaka ireo Jiosy. DH: ''ilay hanafaka ireo Israelita amin'ireo Romana fahavalontsika''
# Eny, ary ankoatra izany rehetra izany
Ity dia mampiditra antony hafa amin'ny finoan'izy ireo fa tsy hanafaka an'Israely Jesosy. DH: ''Ankehitriny toa tsy azo heverina izany satria''
# nitrangan'izany zavatra rehetra izany
''nitrangan'ireo tranga maro izay nitarika ny fahafatesan'i Jesosy''