plt_tn/luk/24/21.md

520 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ireo lehilahy roa dia manohy mamaly an'i Jesosy.

no ilay hanafaka an'Israely

Ireo Romana dia nanapaka ireo Jiosy. DH: ''ilay hanafaka ireo Israelita amin'ireo Romana fahavalontsika''

Eny, ary ankoatra izany rehetra izany

Ity dia mampiditra antony hafa amin'ny finoan'izy ireo fa tsy hanafaka an'Israely Jesosy. DH: ''Ankehitriny toa tsy azo heverina izany satria''

nitrangan'izany zavatra rehetra izany

''nitrangan'ireo tranga maro izay nitarika ny fahafatesan'i Jesosy''