# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ireo lehilahy roa dia manohy mamaly an'i Jesosy. # no ilay hanafaka an'Israely Ireo Romana dia nanapaka ireo Jiosy. DH: ''ilay hanafaka ireo Israelita amin'ireo Romana fahavalontsika'' # Eny, ary ankoatra izany rehetra izany Ity dia mampiditra antony hafa amin'ny finoan'izy ireo fa tsy hanafaka an'Israely Jesosy. DH: ''Ankehitriny toa tsy azo heverina izany satria'' # nitrangan'izany zavatra rehetra izany ''nitrangan'ireo tranga maro izay nitarika ny fahafatesan'i Jesosy''