plt_tn/luk/24/01.md

813 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity no fizarana manaraka ao amin'ny tantara. Niverina tany amin'ny fasana ireo vehivavy niaraka tamin'ny zava-manitra haosotra ny vatan'i Jesosy.

Vao maraina tamin'ny andro voalohan'ny herinanadro

''Mialohan'ny marainan'ny Alahdy''

nankany amin'ny fasana izy ireo

''tonga tany amin'ny fasana ireo vehivavy.''

ny fasana

Ity fasana ity dia novakiana tamin'ny vatolampy.

nitondra ireo zava-manitra

Zava-manitra mitovy amin'izay nomanin'izy ireo tao amin'ny 23:54 ihany izany.

nikodia lavitry ny fasana ilay vato

DH: ''nakodian'ny olona ilay vato''

ilay vato

Ity dia vato lehibe, voatapaka, boribory ampy hanakana ny varavaram-pasana. Mila lehilahy maro ny manakodia izany.

tsy nahita ny vatan'i Jesosy Tompo

DH: ''tsy tao ny vatan'i Jesosy Tompo!''