plt_tn/luk/24/01.md

32 lines
813 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ity no fizarana manaraka ao amin'ny tantara. Niverina tany amin'ny fasana ireo vehivavy niaraka tamin'ny zava-manitra haosotra ny vatan'i Jesosy.
# Vao maraina tamin'ny andro voalohan'ny herinanadro
''Mialohan'ny marainan'ny Alahdy''
# nankany amin'ny fasana izy ireo
''tonga tany amin'ny fasana ireo vehivavy.''
# ny fasana
Ity fasana ity dia novakiana tamin'ny vatolampy.
# nitondra ireo zava-manitra
Zava-manitra mitovy amin'izay nomanin'izy ireo tao amin'ny 23:54 ihany izany.
# nikodia lavitry ny fasana ilay vato
DH: ''nakodian'ny olona ilay vato''
# ilay vato
Ity dia vato lehibe, voatapaka, boribory ampy hanakana ny varavaram-pasana. Mila lehilahy maro ny manakodia izany.
# tsy nahita ny vatan'i Jesosy Tompo
DH: ''tsy tao ny vatan'i Jesosy Tompo!''