# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity no fizarana manaraka ao amin'ny tantara. Niverina tany amin'ny fasana ireo vehivavy niaraka tamin'ny zava-manitra haosotra ny vatan'i Jesosy. # Vao maraina tamin'ny andro voalohan'ny herinanadro ''Mialohan'ny marainan'ny Alahdy'' # nankany amin'ny fasana izy ireo ''tonga tany amin'ny fasana ireo vehivavy.'' # ny fasana Ity fasana ity dia novakiana tamin'ny vatolampy. # nitondra ireo zava-manitra Zava-manitra mitovy amin'izay nomanin'izy ireo tao amin'ny 23:54 ihany izany. # nikodia lavitry ny fasana ilay vato DH: ''nakodian'ny olona ilay vato'' # ilay vato Ity dia vato lehibe, voatapaka, boribory ampy hanakana ny varavaram-pasana. Mila lehilahy maro ny manakodia izany. # tsy nahita ny vatan'i Jesosy Tompo DH: ''tsy tao ny vatan'i Jesosy Tompo!''