plt_tn/luk/23/46.md

28 lines
799 B
Markdown

# Nihiaka tamin'ny feo mafy
Mety hanampy ny fanehoana ny hifandraisan'ity amin'ny hetsika tao amin'ny andininy teo aloha. DH: ''Rehefa nitranga izany, dia nihiaka mafy Jesosy''
# Ray
Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.
# eo an-tananao no ametrahao ny fanahiko
Ny hoe ''eo an-tananao'' dia maneho ny fikarakaran'Andriamanitra. DH: ''ankiniko eo amin'ny fikarakaranao ny fanahiko'' na ''omeko Anao ny fanahiko, amin'ny fahalalana fa hikarakara izany Ianao''
# Rehefa avy niteny izany
''Rehefa avy niteny izany Jesosy''
# dia maty Izy
''maty Jesosy''
# kapiteny
Ity dia fiantsoana ho an'ny manam-boninahitra Romana izay niandraikitra ireo miaramila Romana. Nanara-maso ny fanomboana izy.
# olo-marina ity lehilahy ity
DH: ''tsy nanao na inona na inona diso ity lehilahy ity''