plt_tn/luk/23/46.md

799 B

Nihiaka tamin'ny feo mafy

Mety hanampy ny fanehoana ny hifandraisan'ity amin'ny hetsika tao amin'ny andininy teo aloha. DH: ''Rehefa nitranga izany, dia nihiaka mafy Jesosy''

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra.

eo an-tananao no ametrahao ny fanahiko

Ny hoe ''eo an-tananao'' dia maneho ny fikarakaran'Andriamanitra. DH: ''ankiniko eo amin'ny fikarakaranao ny fanahiko'' na ''omeko Anao ny fanahiko, amin'ny fahalalana fa hikarakara izany Ianao''

Rehefa avy niteny izany

''Rehefa avy niteny izany Jesosy''

dia maty Izy

''maty Jesosy''

kapiteny

Ity dia fiantsoana ho an'ny manam-boninahitra Romana izay niandraikitra ireo miaramila Romana. Nanara-maso ny fanomboana izy.

olo-marina ity lehilahy ity

DH: ''tsy nanao na inona na inona diso ity lehilahy ity''