# Nihiaka tamin'ny feo mafy Mety hanampy ny fanehoana ny hifandraisan'ity amin'ny hetsika tao amin'ny andininy teo aloha. DH: ''Rehefa nitranga izany, dia nihiaka mafy Jesosy'' # Ray Ity dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra. # eo an-tananao no ametrahao ny fanahiko Ny hoe ''eo an-tananao'' dia maneho ny fikarakaran'Andriamanitra. DH: ''ankiniko eo amin'ny fikarakaranao ny fanahiko'' na ''omeko Anao ny fanahiko, amin'ny fahalalana fa hikarakara izany Ianao'' # Rehefa avy niteny izany ''Rehefa avy niteny izany Jesosy'' # dia maty Izy ''maty Jesosy'' # kapiteny Ity dia fiantsoana ho an'ny manam-boninahitra Romana izay niandraikitra ireo miaramila Romana. Nanara-maso ny fanomboana izy. # olo-marina ity lehilahy ity DH: ''tsy nanao na inona na inona diso ity lehilahy ity''