plt_tn/luk/23/44.md

775 B

ny haizina avy nandrakotra ny tany manontolo

''lasa maizina ny tany rehetra''

hatramin'ny ora fahasivy

''hatramin'ny 3 ariva.''

raha niha-maizina ny hazavan'ny masoandro

Ity dia tsy maneho ny filentehan'ny masoanadro. Fa kosa, niha-maizina ny hazavan'ny masoandro nandritry ny misasak'andro. Mampiasaha teny mamaritra hoe niha-maizina ny masoandro fa tsy hoa nilentika ny masoandro.

lamban'ny tempoly

''ny lamba tao anatin'ny tempoly.'' Ity dia lamba izay manasaraka ny toerana masina indrindra amin'ny toerana sisan'ny tempoly.

ny lamban'ny tempoly dia nizara avy teo afovoany

''ny lamban'ny tempoly dia norovitina avy eny ambony ka hatrany ambany hizara roa.'' DH: ''Norovitin'Andriamanitra ho roa ny lamban'ny tempoly avy eny ambony ka hatreny ambany''