plt_tn/luk/23/44.md

20 lines
775 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny haizina avy nandrakotra ny tany manontolo
''lasa maizina ny tany rehetra''
# hatramin'ny ora fahasivy
''hatramin'ny 3 ariva.''
# raha niha-maizina ny hazavan'ny masoandro
Ity dia tsy maneho ny filentehan'ny masoanadro. Fa kosa, niha-maizina ny hazavan'ny masoandro nandritry ny misasak'andro. Mampiasaha teny mamaritra hoe niha-maizina ny masoandro fa tsy hoa nilentika ny masoandro.
# lamban'ny tempoly
''ny lamba tao anatin'ny tempoly.'' Ity dia lamba izay manasaraka ny toerana masina indrindra amin'ny toerana sisan'ny tempoly.
# ny lamban'ny tempoly dia nizara avy teo afovoany
''ny lamban'ny tempoly dia norovitina avy eny ambony ka hatrany ambany hizara roa.'' DH: ''Norovitin'Andriamanitra ho roa ny lamban'ny tempoly avy eny ambony ka hatreny ambany''