# ny haizina avy nandrakotra ny tany manontolo ''lasa maizina ny tany rehetra'' # hatramin'ny ora fahasivy ''hatramin'ny 3 ariva.'' # raha niha-maizina ny hazavan'ny masoandro Ity dia tsy maneho ny filentehan'ny masoanadro. Fa kosa, niha-maizina ny hazavan'ny masoandro nandritry ny misasak'andro. Mampiasaha teny mamaritra hoe niha-maizina ny masoandro fa tsy hoa nilentika ny masoandro. # lamban'ny tempoly ''ny lamba tao anatin'ny tempoly.'' Ity dia lamba izay manasaraka ny toerana masina indrindra amin'ny toerana sisan'ny tempoly. # ny lamban'ny tempoly dia nizara avy teo afovoany ''ny lamban'ny tempoly dia norovitina avy eny ambony ka hatrany ambany hizara roa.'' DH: ''Norovitin'Andriamanitra ho roa ny lamban'ny tempoly avy eny ambony ka hatreny ambany''