plt_tn/luk/23/33.md

28 lines
903 B
Markdown

# Rehefa tonga izy ireo
Ny ''izy ireo'' dia maneho ireo miaramila, ireo jiolahy, ary Jesosy.
# nanomboan'izy ireo Azy
''nombohon'ireo Romana Jesosy''
# ny iray teo amin'ny ankavanany ary ny iray teo amin'ny ankaviany
''nombohon'izy ireo teo an-kavanan'i Jesosy ilay jiolahy iray ary ilay jiolahy iray hafa teo an-kavian'i Jesosy''
# Ray o, mamelà azy ireo
Ny ''azy ireo'' dia maneho ireo nanombo an'i Jesosy tamin'ny hazofijaliana.
# Ray
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
# fa tsy fantatr'izy ireo izay ataony
''satria tsy azon'izy ireo izay ataon'izy ireo.'' Ireo miaramila Romana tsy nahazo fa ny Zanak' Andriamanitra no ombohan'izy ireo amin'ny hazofijalina. DH: ''satria tsy tena fantatr'izy ireo hoe iza marina no ombohan'izy ireo''
# nizarazara ireo fitafiany
''mba hanapa-kevitra hoe iza amin'ireo miaramila no haka ny tsirairay amin'ireo tapan'akanjon'i Jesosy''