plt_tn/luk/23/33.md

903 B

Rehefa tonga izy ireo

Ny ''izy ireo'' dia maneho ireo miaramila, ireo jiolahy, ary Jesosy.

nanomboan'izy ireo Azy

''nombohon'ireo Romana Jesosy''

ny iray teo amin'ny ankavanany ary ny iray teo amin'ny ankaviany

''nombohon'izy ireo teo an-kavanan'i Jesosy ilay jiolahy iray ary ilay jiolahy iray hafa teo an-kavian'i Jesosy''

Ray o, mamelà azy ireo

Ny ''azy ireo'' dia maneho ireo nanombo an'i Jesosy tamin'ny hazofijaliana.

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

fa tsy fantatr'izy ireo izay ataony

''satria tsy azon'izy ireo izay ataon'izy ireo.'' Ireo miaramila Romana tsy nahazo fa ny Zanak' Andriamanitra no ombohan'izy ireo amin'ny hazofijalina. DH: ''satria tsy tena fantatr'izy ireo hoe iza marina no ombohan'izy ireo''

nizarazara ireo fitafiany

''mba hanapa-kevitra hoe iza amin'ireo miaramila no haka ny tsirairay amin'ireo tapan'akanjon'i Jesosy''