# Rehefa tonga izy ireo Ny ''izy ireo'' dia maneho ireo miaramila, ireo jiolahy, ary Jesosy. # nanomboan'izy ireo Azy ''nombohon'ireo Romana Jesosy'' # ny iray teo amin'ny ankavanany ary ny iray teo amin'ny ankaviany ''nombohon'izy ireo teo an-kavanan'i Jesosy ilay jiolahy iray ary ilay jiolahy iray hafa teo an-kavian'i Jesosy'' # Ray o, mamelĂ  azy ireo Ny ''azy ireo'' dia maneho ireo nanombo an'i Jesosy tamin'ny hazofijaliana. # Ray Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra. # fa tsy fantatr'izy ireo izay ataony ''satria tsy azon'izy ireo izay ataon'izy ireo.'' Ireo miaramila Romana tsy nahazo fa ny Zanak' Andriamanitra no ombohan'izy ireo amin'ny hazofijalina. DH: ''satria tsy tena fantatr'izy ireo hoe iza marina no ombohan'izy ireo'' # nizarazara ireo fitafiany ''mba hanapa-kevitra hoe iza amin'ireo miaramila no haka ny tsirairay amin'ireo tapan'akanjon'i Jesosy''