plt_tn/luk/23/18.md

28 lines
731 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny andininy faha 19 dia manome fampahafantarana fototra antsika momban'i Barabasy.
# niara-nihiaka mafy izy ireo
''nihikiaka ny olona rehetra tao amin'ny vahoaka''
# Ento any io lehilahy io
Mangataka an'i Jesosy ho vonoina izy ireo. DH: ''Ento any io lehilahy io ary vonoy!''
# avotsory ho anay
Ny ''anay'' dia maneho ny vahoaka fotsiny, fa tsy Pilato sy ireo miaramilany.
# Barabasy dia lehilahy ... famonoana olona
Ity dia fampahafantarana fototra omen'i Lioka momban'i Barabasy.
# izay naiditra am-ponja
DH: ''izay nogadrain'ireo Romana tao am-ponja''
# fikomina maro tao an-tanàna
''niezaka nandresy lahatra ny olona tao an-tanàna mba hikomy manohitra ny fanjakana Romana''