731 B
731 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ny andininy faha 19 dia manome fampahafantarana fototra antsika momban'i Barabasy.
niara-nihiaka mafy izy ireo
''nihikiaka ny olona rehetra tao amin'ny vahoaka''
Ento any io lehilahy io
Mangataka an'i Jesosy ho vonoina izy ireo. DH: ''Ento any io lehilahy io ary vonoy!''
avotsory ho anay
Ny ''anay'' dia maneho ny vahoaka fotsiny, fa tsy Pilato sy ireo miaramilany.
Barabasy dia lehilahy ... famonoana olona
Ity dia fampahafantarana fototra omen'i Lioka momban'i Barabasy.
izay naiditra am-ponja
DH: ''izay nogadrain'ireo Romana tao am-ponja''
fikomina maro tao an-tanàna
''niezaka nandresy lahatra ny olona tao an-tanàna mba hikomy manohitra ny fanjakana Romana''