# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny andininy faha 19 dia manome fampahafantarana fototra antsika momban'i Barabasy. # niara-nihiaka mafy izy ireo ''nihikiaka ny olona rehetra tao amin'ny vahoaka'' # Ento any io lehilahy io Mangataka an'i Jesosy ho vonoina izy ireo. DH: ''Ento any io lehilahy io ary vonoy!'' # avotsory ho anay Ny ''anay'' dia maneho ny vahoaka fotsiny, fa tsy Pilato sy ireo miaramilany. # Barabasy dia lehilahy ... famonoana olona Ity dia fampahafantarana fototra omen'i Lioka momban'i Barabasy. # izay naiditra am-ponja DH: ''izay nogadrain'ireo Romana tao am-ponja'' # fikomina maro tao an-tanàna ''niezaka nandresy lahatra ny olona tao an-tanàna mba hikomy manohitra ny fanjakana Romana''