plt_tn/luk/23/01.md

28 lines
710 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy nentina manoloana an'i Pilato.
# ny olona rehetra tamin'izy ireo
''ireo mpitarika Jiosy rehetra'' na ''ireo mpikambana ao amin'ny Synedriona rehetra''
# teo anoloan'i Pilato
Ny miseho eo anoloan'ny olona dia midika hoe miditra amin'ny fahefan'izy ireo. DH: ''mba ho tsarain'i Pilato''
# Hitanay
Ity dia maneho ireo mpikambana ao amin'ny Synedriona ihany.
# nametaveta ny firenenay
''nahatonga ny olonay hanao zavatra tsy marina'' na ''nahatonga korontana tamin'ny filazana lainga tamin'ny olonay''
# nandrara ny hanomezana ny hetra
''nilaza azy ireo tsy handoa hetra''
# ho an'i Kaisara
Kaisara dia maneho ny Amperoran'i Roma. DH: ''amin'ny Amperora''