plt_tn/luk/23/01.md

710 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy nentina manoloana an'i Pilato.

ny olona rehetra tamin'izy ireo

''ireo mpitarika Jiosy rehetra'' na ''ireo mpikambana ao amin'ny Synedriona rehetra''

teo anoloan'i Pilato

Ny miseho eo anoloan'ny olona dia midika hoe miditra amin'ny fahefan'izy ireo. DH: ''mba ho tsarain'i Pilato''

Hitanay

Ity dia maneho ireo mpikambana ao amin'ny Synedriona ihany.

nametaveta ny firenenay

''nahatonga ny olonay hanao zavatra tsy marina'' na ''nahatonga korontana tamin'ny filazana lainga tamin'ny olonay''

nandrara ny hanomezana ny hetra

''nilaza azy ireo tsy handoa hetra''

ho an'i Kaisara

Kaisara dia maneho ny Amperoran'i Roma. DH: ''amin'ny Amperora''