# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Jesosy nentina manoloana an'i Pilato. # ny olona rehetra tamin'izy ireo ''ireo mpitarika Jiosy rehetra'' na ''ireo mpikambana ao amin'ny Synedriona rehetra'' # teo anoloan'i Pilato Ny miseho eo anoloan'ny olona dia midika hoe miditra amin'ny fahefan'izy ireo. DH: ''mba ho tsarain'i Pilato'' # Hitanay Ity dia maneho ireo mpikambana ao amin'ny Synedriona ihany. # nametaveta ny firenenay ''nahatonga ny olonay hanao zavatra tsy marina'' na ''nahatonga korontana tamin'ny filazana lainga tamin'ny olonay'' # nandrara ny hanomezana ny hetra ''nilaza azy ireo tsy handoa hetra'' # ho an'i Kaisara Kaisara dia maneho ny Amperoran'i Roma. DH: ''amin'ny Amperora''