plt_tn/luk/22/45.md

556 B

rehefa nitsangana avy nivavaka Izy

''Rehefa nitsangana avy nivavaka Jesosy'' na '''rehefa avy nivavaka, dia nitsangana Jesosy ary''

nahita azy ireo natory nohon'ny alahelon'izy ireo

''nahita azy ireo natory nohon'ny harerahana tamin'ny alahelon'izy ireo''

Nahoana no matory ianareo?

Ireo dika azo heverina: 1) ''gaga Aho hoe matory ianareo izao'' na 2) ''tsy tokony hatory ianareo izao''

mba tsy hidiranareo amin'ny fakam-panahy

''mba tsy halaim-panahy ianareo'' na ''mba tsy hisy na inona na inona haka fanahy anareo ary hampanota anareo''